Taorian’ny fijerena ifotony ny EPP Antanetibe Ikianja, nataon’ireo teratany vahiny, mpitondra fanampiana. Dia tonga an-toerana izy ireo tamin’ity herinandro ity,
Taorian’ny fijerena ifotony ny EPP Antanetibe Ikianja, nataon’ireo teratany vahiny, mpitondra fanampiana. Dia tonga an-toerana izy ireo tamin’ity herinandro ity,
Taorian’ny fijerena ifotony ny EPP Antanetibe Ikianja, nataon’ireo teratany vahiny, mpitondra fanampiana. Dia tonga an-toerana izy ireo tamin’ity herinandro ity,
Nahazo anjara tamin’ny hetsika ara-pahasalamana, ny mponina tao amin’ny fokontany Antanetibe, kaominina Ankadikely Ilafy. Noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny kaominina
Tonga ao amin’ny fokontany Manjaka, kaominina Ankadikely Ilafy, ny hazavana. Notanterahina tamin’ity herinandro ity ny fametrahana ireo jiro, mandeha amin’ny
Trangam-piaraha-monina niseho tao amin’ny fokontany Antanetibe, kaominina Anjeva gara, tamin’ny 19 May ity niseho ity. Voatsatoka antsy noho ny fanasaharana
« Naza Gangs » izany no anarana entin’ireo andian-jiolahy, malaza ratsy amim’ny fanendahana, famakiana trano ary amin’ny fanaovana hesitra, eny amin’ny faritra
Niforona tany amin’ny faritra Sofia ny dihy malesa izay fanao amin’ny lanonana na fampiakaram-bady na famadihana na hafa. Lehilahy sy
Mahazatra ny olona ny mampiasa ny atody hatao laoka, na hikarakarana sakafo sy ireo mofomamy isan-karazany. Singa iray manome tsiro
Anisan’ny mahasarotiny ny vehivavy ny volo. Handaniana fotoana, vola, fananana mihitsy ny mikarakara azy io. Misy ireo mampiasa akory efa
Miaramila telo lahy vao herotrerony no namoy ny ainy vokatry ny fianjerana, nandritra ny fanatanterahana ny fanazaran-tena tany amin’ny tendrombohitra
Taorian’ny nitrangan’ny loza voajnahary, fihotsahan-tany namoizana ain’olona maro tao Papouasie, Nouvelle-Guinée, tamin’ny herinandro lasa teo, dia ahiana ny mety hisian’ny
Tovolahy iray 19 taona nitondra fitaovam-piadiana ary malaza ratsy amin’ny fanondranana zava-mahadomelina no namoy ny ainy, tao Hérault, France, rehefa
Mpianatry ny lycée iray 18 taona no nanaovana fanadihadiana noho ny fihetsika nataony tamin’ny mpampianatra azy. araka ny voalaza, Nitifitra
Lehilahy iray 18 taona no nisy nitifitra ka naratra mafy tao amin’ny araben’i Marseille avaratra. Araka ny fanazavana dia nahitana
Tafakatra hatramin’ny 134 ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny ady ao Soudan amin’izao fotoana. Nihamafy izany fipoahana ady izany